• Alakamisy 25 Mey 2023
Politique.Paul Rabary «Fifanarahana mankany amin’ny fitoniana no andrasana»

Mivoy ny amin’ny tokony hisiana fifanarahana politika amin’izao fotoana ny antoko politika sasantsasany, hoy ny antoko politika Ny Fireneko.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Mey 2023
Politique.Fitorian’ny MMM ny CENI «Sady tsy namaly no tsy nanatrika fotoam-pitsarana ny CENI»

Mbola mitoetra hatrany ny tsy finiavan’ny CENI na ny vaomiera mahaleontena misahana ny fifidianana eto amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Mey 2023
Politique.Vondron’ny firaisamonim-pirenena Avoahy ny pitsopitsony ara-bola sy ny datim-pifidianana

Nanao bemidina teny amin’ny Vaomieram-pirenena misahana ny fifidianana na ny CENI sy teny amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Mey 2023
Politique.Fakana fahefana no nahamaika Vizana sy lany bala, mandrindra krizy no iafarana

Ampangain’ny zava-misy hatrany ny Fitondrana Rajoelina, ka hita miharihary ho tsy niomana hitondra firenena fa niomana haka fahefana fotsiny tamin’ny 2018,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Mey 2023
Politique.Christine Razanamahasoa Matahotra mafy ny ainy na milaza tsy mihemotra aza ?

Ny sabotsy lasa teo no voalaza fa nisian’ny fahaverezan’ny finday sy ny solosain’ny Filohan’ny Antenimierampirenena Rtoa Christine Razanamahasoa,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Mey 2023
Politique.Fifanatrehana amin’ny depiote eny Tsimbazaza Ny Praiminisitra miampy minisitra 4 no hamaky lay

Raikitra manomboka anio 24 may ary haharitra 5 andro, izany hoe : hatramin’ny 31 may izao ny fifanatrehana eo amin’ny solombavambahoaka sy ny governemanta.

Hamaky ny tohiny
FTT