- Zoma 16 Jona 2023
Politique.Governemanta sy depiote Hifety aloha vao handinika ny fiainam-pirenena
Aorian’ny 26 jona indray no heverina hanatanterahana ny fihaonana eo amin’ny solombavambahoaka sy ny governemanta,
Hamaky ny tohinyAorian’ny 26 jona indray no heverina hanatanterahana ny fihaonana eo amin’ny solombavambahoaka sy ny governemanta,
Hamaky ny tohinyAnio zoma 16 jona no fotoana voatondro fa hiakaran-dRtoa Doris Rakoto Samuel sy Atoa Nambinina Raherimampianina fitsarana,
Hamaky ny tohinyLojika raha miha mafana ny toe-draharaha politika ankehitriny satria manatona ny fotoam-pifidianana, hoy ny avy eo anivon’ny antoko politika Ny Fireneko.
Hamaky ny tohinyNohamafisin’ny gazety Frantsay Le Monde nivoaka omaly alakamisy 15 jona fa tena mizaka ny zom-pirenena Frantsay tokoa ny Filoha Malagasy Andry Rajoelina.Nisy,
Hamaky ny tohinyAdihevitra be etsy sy eroa nanomboka tamin'ity herinandro ity ny hoe : vazaha an-taratasy, mizaka ny zom-pirenena Frantsay ny Filoha Malagasy Andry Nirina Rajoelina.
Hamaky ny tohinyNy antoko politika Natiora dia mivoy ny politika mahaolona ary manana fomba fijery afovoany, hoy ny filohany Mihari-Ni-Rencho.
Hamaky ny tohiny