- Alarobia 31 Mey 2023
Politique.Fisoratana anarana anaty lisi-pifidianana
Mifanarana anio, ambany ny taha eto Iarivo
Hamaky ny tohinyMifanarana anio, ambany ny taha eto Iarivo
Hamaky ny tohinyRaikitra indray ny sakoroka omaly noho ny fanakanana an’I Marc Ravalomanana tao Analavory. Omaly 30 mey 2023 no nifamotoana tamin’ireo mpanohana azy tao an-toerana ity Filoha mpanorina ny Antoko TIM ity tamin’ny alalan’ny Kongresim-paritra.
Hamaky ny tohinyNotaterin’ny fampahalalam-baovao vahiny Africa Intelligence omaly 30 mey 2023 fa hisy ny fihaonan’ny Filoha Malagasy Andry Rajoelina
Hamaky ny tohinyEfa voafaritry ny lalàna ny fifidianana fa tsy zavatra foronina na zavatra vao volena fa tanterahina fotsiny araka ny fahavitan’ny fe-potoana faharetana itondran’izay lany tamin’ny fifidianana farany,
Hamaky ny tohinyNiantso ho amin’ny famondronan-kery I Marc Ravalomanana ny sabotsy teo nandritra ny fihaonany tamin’ireo vahoaka TIM mpanara-dia azy teny amin’ny Distrikan’Antananarivo Avaradrano.
Hamaky ny tohinyNahery vaika ny kabarin’ny depiote Velontsara Paul Bert lany tamin’ny lokon’ny IRD sady filohan’io Vondrona parlemantera io mihitsy ny faran’ny herinandro teo tany Port-Bergé, toerana nahavoafidy azy.
Hamaky ny tohiny