• Alakamisy 16 Martsa 2023
Politique.Pr Ange Andrianarisoa “Tsy mbola mizotra amin’ny fifanarahana politika isika”

Mitana ny teniny ny antoko politika Arema, hoy ny sekretera nasionaly lefitra, Pr Ange Andrianarisoa, hoe tsy maintsy hanana kandida amin’ny fifidianana rehetra eto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Martsa 2023
Politique.Hetsiky ny AVI tao Bezaha “Ny vahoaka mihitsy no diso fanantenana”, hoy Rabenirina JJ

Taorian’ny tao Toliara afak’omaly, dia tao Bezaha indray no notsidihin’ny mpitarika ny Antoko AVI notarihin’ny Filoham-boninahitra Norbert Lala Ratsirahonana sy ny mpitarika ny AVI Jean Jaques Rabenirina omaly 15 martsa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Martsa 2023
Politique.Sosialy sy toekarena ambony ambany Izao ve no mbola hampiana 5 taona Rajoelina ?

Tazanim-potsiny toy ny tany nahalavoana sisa ny resaka fidangana sy fisondrotry ny vidim-piainana eto amintsika, fa tsy manana vahaolana maharitra sy mahomby ny Fitondrana Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Martsa 2023
Politique.Eliace Ralaiarimanana “Efa manao tsipaky ny miala aina io fitondrana io”

Mazava ny peta-toko sy tsy fananan’ny mpitondra fahavononana amin’ny tena tokony ho ataony eto amin’ny firenena ankehitriny, hoy ny mpanao politika Kristianina, Eliace Ralaiarimanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Martsa 2023
Politique.Vondrona politika hafa miray “Tsy mbola hamory mpanao politika ny FFKM”

Tsy dia misy ho antenaina amin’ireo fihetsiketsehana politika na fampielezan-kevitra mialohan’ny fotoana miseho amin’izao fotoana izao, hoy ny Vondrona politika hafa miray na VPHM.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Martsa 2023
Politique.Norbert Lala Ratsirahonana «Zon’ny mpikambana AVI ny manohana izay kandida tiany»

Raha nilaza ofisialy ny Filoha mpanorina ny AVI Atoa Norbert Lala Ratsirahonana nandritra ny fivoriambe tany Toliara, dia nilaza mahitsy kosa izy fa mbola tsy misy filazana ofisialy hoe:

Hamaky ny tohiny
FTT