• Alarobia 21 Jona 2023
Politique.Antson’ny RMDM ho an’ny HCC,fitsarana,… “Atsaharo sy sambory i Andry Rajoelina”

Nanamafy ny Vondron’ny mpanohitra RMDM omaly, fa famadihan-tanindrazana goavana ary mbola ambony noho izany aza ny nataon’Atoa Andry Rajoelina Filoha ankehitriny,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Jona 2023
Politique.Manangam-bovona ny Freedom « Tsy very zo Rajoelina na tianareo na tsy tianareo… »

Namoaka fanambarana ny Antoko Freedom izay naorin-dRtoa Lalatiana Rakotondrazafy omaly, fa I Andry Rajoelina no lany ara- dalàna voafidin'ny vahoaka maro an'isa, ara-demôkratika,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Jona 2023
Politique.Politika sy fahefana Nofon-kena an-tanan-tsaka !

Ara-bakiteny tanteraka amin’izao fotoana izao ilay hoe: “nofon-kena an-tanan-tsaka”, raha ny sary politika amin’izao ankatoky ny fifidianana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Jona 2023
Politique.Hery Rajaonarimampianina Miainga tsimoramora ny serasera

Azo lazaina ho samy manao ny fihetsiketsehany avy ankehitriny ireo lehibena antoko izay sady heverina fa mbola isan’ny ho kandida filoham-pirenena manaraka eo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Jona 2023
Politique.Depiote Todisoa Andriamampandry “Efa miala aina ny Fanjakana ankehitriny”

Nisy ny baiko maro isan-karazany azo avy amin’ny Fitondram-panjakana, ka teo ny Sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena (SEG),

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Jona 2023
Politique.Andry Rajoelina Manahy ny mety hisian’ny mpamadika azy ?

Tsy misy afaka manala ny rà Malagasy mikoriana ato amiko. Tsy misy na iza hanafaka ao anatiko ny fitiavan- tanindrazana, ny maha malagasy antsika…

Hamaky ny tohiny
FTT