- Alakamisy 15 Jona 2023
Politique.Frantsay filoham-pirenena Malagasy «Aoka isika Malagasy tsy ho zazakely intsony»
Aoka isika malagasy tsy ho zazakely intsony, hoy ny mpanao gazety sady mpamakafaka, Miary Rasolofoarijaona.
Hamaky ny tohinyAoka isika malagasy tsy ho zazakely intsony, hoy ny mpanao gazety sady mpamakafaka, Miary Rasolofoarijaona.
Hamaky ny tohinyMiainga avy eny ifotony toy ny fandaharan'asa rehetra ho enti-mampandroso ny firenena ny antoko fanorolahy, tarihin’ny filoha nasionaliny José Randrianary.
Hamaky ny tohinyAraka ny tatitry ny CENI omaly, nahatratra 45 349 746 000Ar ny vola lany tamin’ny fanaovazana manontolo ny lisi-pifidianana.
Hamaky ny tohinyNamoaka tamin’ny fomba ofisialy ny vokatry ny fanavaozana tanteraka ny lisi-pifidianana nanomboka ny 01 oktobra
Hamaky ny tohinyTsy nisy serasera ofisialy nahalalana ny dian’ny filoham-pirenena malagasy tany ivelany fa tamin’ny alalan’ny
Hamaky ny tohinyNilatsaka omaly 13 jona 2023 ny didy henjana ho an’Atoa Rolland Hubert Rasoamaharo na Lola Rasoamaharo Filoha Tale Jeneralin'ny La Gazette de La Grande Île.
Hamaky ny tohiny