• Alatsinainy 03 Jolay 2023
Politique.Fifidianana filoham-pirenena Ofisialy ny maha kandida an-dRavalomanana

Nanambara ofisialy ny maha kandida filoham-pirenena azy i Marc Ravalomanana, filoha mpanorina ny Antoko TIM sady Filoham-pirenena teo aloha. Nohamafisiny teo anatrehan’ireo mpizaika an’aliny avy amin’ny Antoko TIM

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Jolay 2023
Politique.Fanonganana tao Tsimbazaza Namono biby tsy nahafaty ny volomboasary !

Nitsefotra ny fanonganana ireo mpikamban’ny Birao maharitry ny antenimierampirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Jolay 2023
Politique.5 taonan’ny fitondrana TGV-MAPAR Potika ny toekarena sy ny fiainam-bahoaka

Ambony ambany tanteraka ny toe-draharaha politika sy toekerana, ary ny sosialim-bahoaka eto, ary efa manomboka mitroatra ny sehatra maro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Jolay 2023
Politique.Christine Razamahasoa Miantso ny mpanao politika hanao ny tsara sy ny marina

Nifarana ny 30 jona 2023 tamin’ny 11 ora alina ny fivoriana ara-potoana voalohan’ny Antenimierampirenena ho an'ny taona 2023.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Jolay 2023
Politique.Mpitondra manana zom-pirenena vahiny

Mazava fa nametraka ny olony ny Frantsay

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Jolay 2023
Politique.Miary Rasolofoarijaona «Mila mifoha isika Malagasy»

Mila mifoha isika Malagasy, hoy ny sekretera jeneralin’ny Holafitry ny mpanao gazety Malagasy teo aloha, Miary Rasolofoarijaona.

Hamaky ny tohiny
FTT