• Alatsinainy 19 Jona 2023
Politique.Korontana tao Antsirabe Nampaneno lakolosy ireo Raiamandreny ara-drazana

Namoaka fanambarana ireo Raiamandreny ara-drazana ao amin'ny faritra Vakinankaratra taorian’ny savorovoro tao an-toerana ny sabotsy teo noho fisiana fanakanana famoriam-bahoaka ara-politika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Jona 2023
Politique.Marc Ravalomanana « Tompon’andraikitra amin’io zava-misy io ny HCC teo aloha »

Hay ve ny mitondra an’ity Malagasy ity ka tsy Malagasy. Tsy fanao ny manafina ny marina, ary manana andraikitra lehibe amin’izany ilay nilaza hoe:

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Jona 2023
Politique.Hajo Andrianainarivelo «Filohan’ny tetezamita izy no nanao fangatahana zom-pirenena hafa»

Nahazo zom-pirenena frantsay ny filoham-pirenentsika ny taona 2014, hoy ny filohan’ny antoko politika Malagasy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Jona 2023
Politique.Resaka « tsy mitombona nefa noraisina » Tsy handrenesam-peo ny HCC teo aloha

Gina, tsy handrenesam-peo ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana na HCC teo aloha,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Jona 2023
Politique.Governemanta sy depiote Hifety aloha vao handinika ny fiainam-pirenena

Aorian’ny 26 jona indray no heverina hanatanterahana ny fihaonana eo amin’ny solombavambahoaka sy ny governemanta,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Jona 2023
Politique.Hotsaraina anio i Doris sy Nambinina Havotsotra sa hampirimina any am-ponja ?

Anio zoma 16 jona no fotoana voatondro fa hiakaran-dRtoa Doris Rakoto Samuel sy Atoa Nambinina Raherimampianina fitsarana,

Hamaky ny tohiny
FTT