- Zoma 16 Jona 2023
Politique.Paul Rabary «Hafampana ny toe-draharaha»
Lojika raha miha mafana ny toe-draharaha politika ankehitriny satria manatona ny fotoam-pifidianana, hoy ny avy eo anivon’ny antoko politika Ny Fireneko.
Hamaky ny tohinyLojika raha miha mafana ny toe-draharaha politika ankehitriny satria manatona ny fotoam-pifidianana, hoy ny avy eo anivon’ny antoko politika Ny Fireneko.
Hamaky ny tohinyNohamafisin’ny gazety Frantsay Le Monde nivoaka omaly alakamisy 15 jona fa tena mizaka ny zom-pirenena Frantsay tokoa ny Filoha Malagasy Andry Rajoelina.Nisy,
Hamaky ny tohinyAdihevitra be etsy sy eroa nanomboka tamin'ity herinandro ity ny hoe : vazaha an-taratasy, mizaka ny zom-pirenena Frantsay ny Filoha Malagasy Andry Nirina Rajoelina.
Hamaky ny tohinyNy antoko politika Natiora dia mivoy ny politika mahaolona ary manana fomba fijery afovoany, hoy ny filohany Mihari-Ni-Rencho.
Hamaky ny tohinyNiteraka resabe ny fahitana ny anaran’ny Filoha Andry Rajoelina sy ny ankohonany tao anatin’ny pejin’ny gazetim-panjakana Frantsay
Hamaky ny tohinyAo anatin’ny fanamarihana ny faha-50 taonan’ny fiaraha-miasa ara-diplaomatika I Madagasikara sy Russie amin’izao fotoana izaony firenena,
Hamaky ny tohiny