- Alatsinainy 12 Jona 2023
Politique.Morondava Namaky barazy ry Siteny
Tany Morondava, faritra Menabe indray omaly alahady ny Mihava Tour an’i Siteny Randrianasoloniaiko.
Hamaky ny tohinyTany Morondava, faritra Menabe indray omaly alahady ny Mihava Tour an’i Siteny Randrianasoloniaiko.
Hamaky ny tohinyTena ahariharin’ny zava-misy ny maha firenena faha-5 mahantra indrindra eran-tany an’i Madagasikara satria faha-183 amin’ny 188, raha toa ka faha-123 tany amin’ny taona 2008.
Hamaky ny tohinyNanamarika ny tontolo politika sy diplaomatika ny faran’ny herinandro lasa teo ny fihaonana teo amin’ny Filoha Frantsay Emmanuel Macron sy ny Filoha Malagasy Andry Rajoelina.
Hamaky ny tohinyTsikaritra ho «nanao diabe» na sanatrian’izany tonga amin’ilay fomba fiteny hoe nampanaovin’ity fitondrana ity «défilé»
Hamaky ny tohinyAfaka herinandro eo ho eo dia hianoka tanteraka ao anatin’ny fankalazana ny fetim-pirenena 26 jona isika.
Hamaky ny tohinyTaom-pifidianana ny taona 2023 raha ny tenin’ny fitondram-panjakana, hoy ny fikambanana ADS na «Abattoir dynamique solidarité». Miandrandra izany fifidianana izany daholo ny vahoaka malagasy,
Hamaky ny tohiny