• Alakamisy 13 Jolay 2023
Politique.Nampitandrina i Ravalomanana “Atsaharo ny sakana, tsy hanaiky hala-bato izahay,…”

Tsy niandry ela, fa nisy avy hatrany ny fanambarana nataon’i Marc Ravalomanana omaly 12 jolay 2023, ampitson’ny namoahan’ny governemanta didim-panjakana miantso ny mpifidy handatsa-bato amin’ny fifidianana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Jolay 2023
Politique.Depiote Fetra Ralambozafimbololona “Tsy mahita fitiavan-tanindrazana ao aminao izahay Atoa Filoha”

Nilaza ny CENI tany aloha fa 145 miliara Ariary no tetibola takiany hanatanterahana fifidianana dia nahenany ho atsasany tamin’ny alalan’ny fanambaran’ny minisitra sy praiminisitra izany,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Jolay 2023
Politique.200 tapitrisa Ar no antoka Ho taraiky ireo kandida kely vovok’aina

Nisongadina tao anatin’ny antsipirihan’ny didim-panjakana fanaikana ny mpifidy noraisin’ny governemanta ny anto-bola ho an’ireo kandida Filoham-pirenena

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Jolay 2023
Politique.Hajo Andrianainarivelo “Tratry ny tsindry avy amin’ny mpamatsy vola ny governemanta”

Nitondra ny heviny momba ny nivoahan'ny datim-pifidianana ny filoha nasionalin'ny MMM na antoko politika Malagasy miara-miainga, Hajo Andrianarinarivelo, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Jolay 2023
Politique.Alain Mahavimbina “Ny mpampanoa lalàn’ny repoblika no afaka manambara fa very zo ny Filoha”

Hanao fanambarana ny filoham-pirenen’i Madagasikara, Andry Nirina Rajoelina, izay nahazo fizakan-jom-pirenena frantsay tamin’ny alalan’ny antsoina hoe “naturalisation”,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Jolay 2023
Politique.Vovonana politika Lay FAR “Hiteraka fikorontanana ny olana raha avela amin’izao”

Tonga eto anivon’ny fihaonambe tarihin’ny FFKM ankehitriny ny vovonana politika Lay FAR, hoy ny filohany, Rafanomezantsoa Georges, omaly tetsy amin’ny foibe FLM Ambatovinaky.

Hamaky ny tohiny
FTT