Politique

Eliace Ralaiarimanana «Tsy mila saribakolim-bazaha intsony hitondra an’i Madagasikara»


  • Alakamisy 06 Jolay 2023

Tsy mila mpitondra mizaka zom-pirenena vahiny intsony ny vahoaka malagasy, hoy ny mpanao politika Kristianina,

Eliace Ralaiarimanana. Ireo vazaha ireo no nampisara-bazana antsika sy manao izay tsy hampiray antsika mba tsy ahafahantsika miarina, hoy izy. Aoka ho tsaroantsika lalandava ary tsy ho adinoina mandrakizay fa malagasy maro no nandatsaka ny ràny, nanondraka ny ràny ho fanafahana ny firenentsika ka lozan'izay mpitondra sahy hivarotra ity tanindrazansika ity. Masina ny Tanindrazana. Tsy mila saribakolim-bazaha intsony hitondra an'i Madagasikara, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT