- Talata 20 Jona 2023
Politique.Politika sy fahefana Nofon-kena an-tanan-tsaka !
Ara-bakiteny tanteraka amin’izao fotoana izao ilay hoe: “nofon-kena an-tanan-tsaka”, raha ny sary politika amin’izao ankatoky ny fifidianana izao.
Hamaky ny tohinyAra-bakiteny tanteraka amin’izao fotoana izao ilay hoe: “nofon-kena an-tanan-tsaka”, raha ny sary politika amin’izao ankatoky ny fifidianana izao.
Hamaky ny tohinyAzo lazaina ho samy manao ny fihetsiketsehany avy ankehitriny ireo lehibena antoko izay sady heverina fa mbola isan’ny ho kandida filoham-pirenena manaraka eo.
Hamaky ny tohinyNisy ny baiko maro isan-karazany azo avy amin’ny Fitondram-panjakana, ka teo ny Sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena (SEG),
Hamaky ny tohinyTsy misy afaka manala ny rà Malagasy mikoriana ato amiko. Tsy misy na iza hanafaka ao anatiko ny fitiavan- tanindrazana, ny maha malagasy antsika…
Hamaky ny tohinyAmpangain’ireo Zanaky ny distrikan’Antsalova ho mampahory vahoaka amin’ny alalan’ny kolikoly sy fanaparam-pahefana ny Depiote voafidy tany an-toerana Atoa Velomahazo Patrice (IRD).
Hamaky ny tohinyNy dadan’ny dadan’ny dadabeako koa frantsay fa izaho anefa gasy tsy manana zom-pirenena frantsay, hoy ny mpikamban’ny antoko politika, Leader Fanilo,
Hamaky ny tohiny