- Alakamisy 22 Jona 2023
Politique.Patricia Raharisoamalala «Fananganana saina fotsy no enti-milaza fa mijaly izahay…»
Patricia Raharisoamalala «Fananganana saina fotsy no enti-milaza fa mijaly izahay…»
Hamaky ny tohinyPatricia Raharisoamalala «Fananganana saina fotsy no enti-milaza fa mijaly izahay…»
Hamaky ny tohinyMiha mangotraka ny politika, mihamafy ny krizin’andrim-panjakana taorian’ny raharaha fitsipaham-pitokisan’ny antenimierampirenena ny governemanta tamin’ny desambra 2022.
Hamaky ny tohinyMihamafana ny politika, ary miha avo lenta, ka mihasarotra hatrany ny toerana misy ny Filoha ankehitriny Andry Rajoelina,
Hamaky ny tohinyMisavorovoro ankehitriny isika malagasy, hoy ny filoha lefitry ny CFM teo aloha sady mpahaifiarahamonina,
Hamaky ny tohinyNanamafy ny Vondron’ny mpanohitra RMDM omaly, fa famadihan-tanindrazana goavana ary mbola ambony noho izany aza ny nataon’Atoa Andry Rajoelina Filoha ankehitriny,
Hamaky ny tohinyNamoaka fanambarana ny Antoko Freedom izay naorin-dRtoa Lalatiana Rakotondrazafy omaly, fa I Andry Rajoelina no lany ara- dalàna voafidin'ny vahoaka maro an'isa, ara-demôkratika,
Hamaky ny tohiny