• Alakamisy 20 Jolay 2023
Politique.Antoko Arema Nahatety distrika 90 tao anatin’ny 2 taona

Tamin’ny 8 jolay no niala teto Antananarivo niazo ny faritra Menabe ireo delegasion’ny Antoko Arema hanohy ny fitetezam-paritra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Jolay 2023
Politique.Jean Jacques Ratsietison “Tsy nanana taratasin’ny dadabeany i Andry Rajoelina”

Mampalahelo raha filoham-pirenena no tsy manan-kambara afa-tsy ny hoe efa 10.000 Ariary ny Euro raha tsy nahay nitantana aho fa zaranareo fa tafajanona 5000 Ariary izany,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Jolay 2023
Politique.Faritanin’i Fianarantsoa Hamoaka kandidan’ny Firaisankinam-pirenena

Manamafy ny fandraisany andraikitra momba ny raharaham-pirenena indrindra fa ny fiatrehana ny fifidianana ny Vondrona Firaisankina Fianarantsoa,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Jolay 2023
Politique.Jean Louis Rakotoamboa “Niarovan-tena tamin’ny trafika ilay zom-pirenena…”

Tsy mitombona ny fiarovan-tenan’ny Filoha Rajoelina momba ny nakany zom-pirenena Frantsay, izay nilaza fa noho ny fianaran-janany,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Jolay 2023
Politique.Antoko politika Matsilo “Hidina an-dalambe eto Antananarivo izahay”

Na hanao fifidianana na tsia ny filoham-pirenena amin’izao fotoana, tsy lojika ny hoe filoham-pirenena malagasy ho frantsay, hoy ny antoko politika Matsilo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Jolay 2023
Politique.Filoha ankehitriny Demokraty taiza sy oviana ?

Voizina indray ankehitriny taorian’ny fandaharana manokana nataon’ny Filoha ankehitriny Andry Rajoelina fa diso demokraty loatra hono ity farany.

Hamaky ny tohiny
FTT