• Talata 27 Jona 2023
Politique.Pr Harimalala Joseph “Mahaiza isika Malagasy mifidy”

“Mahaiza isika Malagasy mifidy, fa hoy ny soratra masina : Fa tsy mahazo mifidy olona hafa firenena ivelan'ny rahalahinao ianao,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Jona 2023
Politique.Malagasy miara-miainga «Sahirana daholo izay distrika notsidihina»

Tsy mijery izay mahasoa ny vahoaka ny mpitantana eto amin’ny firenena ary tsy mahay mametraka ny laharam-pahamehana,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Jona 2023
Politique.Fankalazana ny 26 jona Niavaka ny tany Betafo

Hafakely ny fankalazana ny fetim+pirenena tany Betafo. Ohatra ny rehetra dia nisy Afomanga teny Tatamarina ary nisy koa défilé teo anoloan'ny tranompokonolona.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Jona 2023
Politique.Marc Ravalomanana «Fifidianana ihany, tsy mila tetezamita izany»

Tahaka ny tamin’ny 24 martsa 2023, tonga niatrika ny fampihaonana politika faharoa notarihin’ny CENI teny amin’ny Novotel ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Jona 2023
Politique.Namory ny OMC Nat ny Praiminisitra « Mila filaminana sy fitoniana isika

Namory ireo OMC Nat ahitana ny avy amin’ny Mpitandro filaminana, fitsarana, ary ny lafin-tany ny Praiminisitra Lehiben’ny Governemanta omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Jona 2023
Politique.Solontenan'ny PNUD Miantso fitoniana sy fanehoan-kevitra malalaka

Tokony hizotra am-pilaminana sy ara-demokratika mba ho amin'ny firaisam-pirenena sy ho avy demokratika milamina ho an'i Madagasikara ny fifidianana,

Hamaky ny tohiny
FTT