• Zoma 23 Jona 2023
Politique.Filohan’ny CENI “Leran’ny fifidianana izao fa tsy leran’ny savororovo”

Nitohy omaly 22 jona tetsy amin’ny Novotel Ivandry ny dinika politika notarihin’ny CENI, niantsoana ireo mpanao politika sy mpisehatra ara-pifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Jona 2023
Politique.Nandetika mafy an-dRajoelina ny DINIKE “Tsy tokony hiadian-kevitra ny fampiharan-dàlana”

Tandindonin-doza ny Firenena noho Andriamatoa Andry Nirina Rajoelina mizaka zom-pirenena vahiny izay mandika ny andininy faha-45 sy 46 voarakitra ao amin’ny Lalàmpanorenana ary ny andininy faha-42

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Jona 2023
Politique.Politika Nodimandry ny depiote Jao Jean

Lavo ny andrarezina! Nodimandry omaly 22 jona ny Depiote Jao Jean dit Rémi, solombavambahoaka voafidy tany

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Jona 2023
Politique.Loholona Rakotondrainibe Michel Mangataka ny hizarana roa an’i Alaotra Mangoro

Lany tsy nisy nitsipaka teny amin’ny Antenimierandoholona omaly ny volavolan-dalàna amin’ny fametrahana ny faritra faha 24 i

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Jona 2023
Politique.ONG Tolontsoa «Miomàna ianareo mpanao politika haka fahefana»

Miomàna ianareo mpanao politika haka fahefana amin’ny alalan’ny fifidianana fa aza miheritreritra haka fahefana ivelan’izany,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Jona 2023
Politique.Fifandroritana ara-pifidianana Asa izay hitranga eny Ivandry anio

Hotanterahina etsy amin’ny Novotel Ivandry anio 22 jona 2023 ny fampihaonana faharoa tarihin’ny Vaomieram-pirenena misahana ny fifidianana na ny CENI an’ireo Antoko sy mpanao politika samihafa.

Hamaky ny tohiny
FTT