Henri Rakotomalala

“Fanjakana inona re ity ry lanitra ô!”


  • Alatsinainy 30 Oktobra 2023

Ao anatin’ny iray volana dia didy miisa 2 samihafa no navoakan’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana

na HCC, hoy ny mpanao politika, Henri Rakotomalala na Riribe.Ny iray manendry ny governemanta hisolo toerana vonjimaika ny filoham-pirenena, hoy izy, ary ny iray manendry ny filohan’ny antenimieran-doholona hanao izany koa. Hay moa rehefa ianareo no mamoaka dia azo ivalozana ny didy fa rehefa ny hafa dia tsy azo? Izao no manamporofo fa tsy misy ilana azy intsony io HCC io. Tena maty hasina ny lalàna eto. Fanjakana inona re ity ry lanitra ô! Tsy mbola nisy tao anatin’ny 60 taona. Masina ny tanindrazana, hoy hatrany ity mpanao politika ity.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT