• Zoma 13 Oktobra 2023
Manenjana ny Firaisankinan’ny kandida. “Tsy mampihemotra anay ny fihantsiana, tsy manaiky vazaha hitondra firenena”

Ampasika, Andohatapenaka, 67Ha, Antohomadinika, indray no nizoran’ny diaben’ny Filaminana notarihin’ny Firaisankinan’ny kandida omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Oktobra 2023
Fampitonitoniana vonjimaikan’ny HCC. Hahemotra herinandro ny fifidianana

Nivoaka omaly ny valin’ny fitorian’ny Antoko ARB (Anjomara sy Rivo-Baovao) sy ny kandida Andry Raobelina

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Oktobra 2023
Fanonganana Filohan’Andrim-panjakana. Niditra tamin’ny kopisoroka indray ny volomboasary

Nihazakazahana tao anatin’ny 24 ora ny fanonganana ny Filohan’ny Antenimierandoholona Atoa Herimanana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Oktobra 2023
Ady ho an’ny fahamarinana. Tongan’ny artista hatrany ivelany ny firaisankina

Anilan’ny marina sy ny vahoaka hatrany na asa io na adidy io ny mpanakanto Rossy,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Oktobra 2023
Firaisankinan’ny kandida. Efa taratry ny fampihavanam-pirenena

Teny Ankatso niazo an’Ambohipo indray ny diabe am-pilaminana notarihin’ny Firaisankinan’ny kandida omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Oktobra 2023
Loholona IRD. Mikasa hanongana Filohana andrim-panjakana…

Namoaka fanambarana ireo loholona miisa 14 ao anatin’ny Vondrona IRD omaly,

Hamaky ny tohiny
FTT