Antoko politika PSD

“Mandady ny trambon’ny didy jadona”


  • Alatsinainy 30 Oktobra 2023

Mandady ny trambon’ny didy jadona, hoy ny antoko politika PSD, raha naharay ny vaovao azon’izy

ireo avy any Mandritsara, ny sabotsy teo. Nesorina ao anaty “bouquet malagasy” amin'ny Canalsat ny fahitalavitra Kolo TV. Tsy mahazo vaovao nasionaly intsony izany ny olona any afa-tsy avy amin'ny TVM, Viva, TV Plus, hoy ity antoko ity. Miala any ny “censure” na sivana mba tsy haheno vaovao marolafy ny mponina any amin’ny faritra fa natao hihaino feon-dakolosy tokana dia ny an’ny kandidam-panjakana fotsiny ihany. Hatraiza no tiana ahatongavana? Asa na manao ahoana ianareo any amin’ny faritra, hoy hatrany ny PSD?
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT