- Alakamisy 17 Jona 2010
Politique.Ben’ny tanànan’i Toamasina Nihena ho 300 tapitrisa ariary indray no hanenjehana azy
Tonga tao amin’ny kaompanian’ny zandarimariam-pirenena Toamasina ny Ben’ny tanànan’i Toamasina, Dr Rakotomanana Gervais sy ny mpisolovava azy, Me Safara Fidelys, omaly alarobia 16 jona maraina, namaly amin’izay ny fiantsoana azy vokatry ny fanodinkodinam-bola nataony teo anivon’ny kaominin’i Toamasina I».
Hamaky ny tohiny
