Politique

Toliara Misavorovoro tanteraka


  • Alakamisy 17 Jona 2010


Mafana ny toe-draharaha ao Toliara ao, hatramin’ny alahady no ho mankaty. Niteraka savorovoro, niafara tamin’ny fakana takalon’aina, fanagadrana olona, fifampitifirana sy herisetra ary fitokonana etsy sy eroa ny nikitikitihan’ny FAT ireo mpitarika ny mpanohitra ao Toliara. Raikitra ny fitifirana omaly.

Ny hariva indray dia nitokona ihany koa ireo mpiasa sy ny vahoaka nanoloana ny kaominina. Tsy mety manao famindram-pahefana amin’ilay tena Ben’ny tanàna, izay niverina niditra birao rehefa nihantona tamin’ny asany, ny ben’ny tanàna mpisolo toerana. Nihidy an-trano ity farany ka dia nanambara ireo mpitokona fa hopitsohany ny varavarana raha toa ka miziriziry ny ben’ny tanàna mpisolo toerana.
 
Nnagonin’i Soa

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanàna Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

  • FITAKIANA IREO "ILES EPARSES"
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Velona indray ny fanantenana

Hijery ny tohiny
FTT