• Alakamisy 03 Febroary 2011
Politique.Dr Leonardo Simao Hiandronan’ny rihatra

Miteraka adihevitra eto an-toerana ny amin’ny famaritana marina ilay drafitra hivoahana amin’ny krizy nivoaka teny amin’ny Galaxy Andraharo. Ao ny milaza fa iny no tolo-kevitry ny fianakaviambe iraisam-pirenena, ao kosa ny manamafy fa sori-dalan’i Leonardo Simao iny, eo koa ny hoe fandravonana ny fifampidinihana politika rehetra tato anatin’ny roa taona izy iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Febroary 2011
Politique.Magro Behoririka Tsy mila mpanongam-panjakana, mody i Simao

Fanakianana an’i Simao sy ny sori-dalana vaovao nataony no nanakoako tao amin’ny kianjan’i Magro Behoririka omaly talata 01 febroary 2011. “Irak’iza i Simao ? Tsy ny vazaha no tompon’i Madagasikara”, hoy ny Révérend Ndrianalijohn.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Febroary 2011
Politique.Manamboninahitra lefitra Napetrapetrak’i Camille Vital

Nankalazaina omaly 01 febroary ny andron’ny manamboninahitra lefitra izay nomarihina ny tapak’andro maraina tamin’ny alalan’ny fanatanjahantena niarahan’izy ireo tamin’ny filohan’ny FAT teny amin’ny RTS.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Febroary 2011
Politique.Sori-dalan’i Simao Miantso ny mpanao politika hanao sonia azy io ry Raharinaivo

«Mankasitraka ny finiavan’ny mpanelanelan’ny SADC nanolotra sori-dalana vaovao hivoahan’i Madagasikara amin’ny krizy ny TIM Raharinaivo, hoy ny fanambarana nentin’ny Sekretera jeneraliny, Rakotovao Vyvato.

Hamaky ny tohiny
FTT