• Alakamisy 10 Martsa 2011
Politique.Tsy aritra Mihazakazaka ny toe-draharaha !

Mety hihazakazaka amin’izay manomboka izao ny fametrahana ireo andrim-panjakana ho amin’ny fampandehanana amin’izay ilay nambaran’ny sori-dalana fa tetezamita iaraha-mitantana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Martsa 2011
Politique.Fanonganam-panjakana Hay tsy fady indray …

Mizotra tsimoramora ihany ny lalan’ny fitondrana tetezamita tarihan’i Andry Rajoelina, ary na ny sori-dalana navoakan’ny mpanelanelana iraisam-pirenena aza dia manomboka manome vahana sy manome rariny azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Martsa 2011
Politique.Brickaville Misy mandrahona ireo ho kandida depiote

Niharana fingampingana sahady ny tanora ho kandida amin’ny fifidianana solombavambahoaka ao Brickaville, nandritra ny lanonana nataon’ny zanak’ity distrika ity tao amin’ny kolejy Stella Maris - Tanamborizano ny alahady faha 06 martsa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Martsa 2011
Politique.Ankolafy telo Hiroso amin’ny diabe anio

Hanamarika ity andro anio ity ny diabe hataon’ny Ankolafy telo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Martsa 2011
Politique.Dr Leonardo Simao Nanao ny tsy fanao

Nitety ny birao fiasana tompon’andraikitra ambony ao anatin’ny Fahefana avon’ny tetezamita ingahy Leonardo Simao, iraky ny mpanelanelana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Martsa 2011
Politique.Tangalamena Betsimisaraka Misy misandoka ny “hasiny”

Nampiaka-peo ireo Tangalamena ao Toamasina noho ny fisandohana ny anaran’izy ireo, nandritra ny fanambarana nataon’Atoa isany Raveloson Georges sy Ramandimbison, izay nitonona ho misolo tena ny fikambanana Tangalamena Betsimisaraka nanao fanambarana fanohanana ara-politika sy araka olona politika tan-gazety mpivoaka isan’andro teto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
FTT