- Alakamisy 10 Martsa 2011
Politique.Ny Vondron’Olontsotra Mahatsiaro voafitaka
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Notontosaina omaly teny amin’ny CCI Ivato ny lanonana fanaovana rangopohy ilay sori-dalan’ny SADC. Fanontaniana mipetraka ny hoe : hahazo ny fankatoavana amin’izany ve ny FAT ? Mitondra ny heviny Radanoara Julien izay manampahaizana momba ny fifandraisana iraisam-pirenena. Fanadihadiana.
Hamaky ny tohinyRoso ny diaben’ny Ankolafy Telo mitety ireo masoivohom-pirenena vahiny, nanomboka omaly, nampahafantatra tamin’izy ireny ny zava-misy marina eto Madagasikara fa sady tsy ara-dalàna no tsy manan-kery io fitondrana mijoro ankehitriny io, araka izay efa nambaran’ny Profesora Zafy Albert, teny amin’ny “Villa Elisabeth” ny alarobia 02 martsa.
Hamaky ny tohinyTazana teny Ivato tao amin’ilay fanaovan-tsonia ny tondrozotran’ny SADC ny mpikambana avy amin’ny ankolafy Ravalomanana. Hoy ny sasany tamin’izy ireo teo am-pivoahana ny efitrano.
Hamaky ny tohinyRaikitra sahady ny fandaingana etsy sy eroa omaly. Anisan’ny niniana naely ny hoe nanasoina ilay sori-dalan’ny Dr Simao ny ankolafy Ravalomanana.
Hamaky ny tohinyNa dia eo aza ny fihetsiketsehan’ny FAT dia mbola manahirana ihany ny toe-draharaha eto amin’ny firenena amin’izao fotoana noho ny fizirizirian’i Andry Rajoelina sy ny mpiara-dia aminy ny hitantana samirery ny tetezamita mizotra mankany amin’ny Repoblika faha-IV.
Hamaky ny tohiny