- Talata 15 Martsa 2011
Politique.Dr Manoro Régis Antso fanairana no ataonay
Tsy midika velively ho fananganana fitondrana tetezamita hafa ankoatra ny misy amin’izao fotoana ny fanambarana nataon’ny Pr Zafy Albert, hoy i Manoro Régis, mpitondra tenin’ny ankolafy Zafy fa kosa fanairana ny rehetra, indrindra fa ny FAT sy ireo masoivoho vahiny eto amintsika ny tsy fetezan’ny fandehan-draharaha amin’izao fotoana.
Hamaky ny tohiny