- Talata 10 Mey 2011
Politique.Printsy Elakovelo Miantso ny SADC ho avy eto
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Mbola naneho ny faniriany hanome lanja bebe kokoa ny kolontsaina Malagasy ny Printsy vavy Yasmine avy any Besalampy tamin’ny filazana fa laharam-pahamehana ho azy amin’izao fotoana izao ankoatra ny famonjena ny fivoriana ara-potoana ny Kongresin’ny tetezamita eny Tsimbazaza eny, ny fanatsarana ny doany Manongà Tsinjoarivo Besalampy izay efa tena tranainy tokoa na ny varavarana ao aminy na ny vala mena.
Hamaky ny tohinyNandritra ny fotoam-bavaka ho an’ny firenena notontosain’ireo Vondron’olon-tsotra any Ambatondrazaka ny sabotsy 07 mey teo no nanambara tamin’ny alalan’ny antso an-tariby ny filoha Marc Ravalomanana fa ny fanapahan-kevitry ny vondrona SADC amin’ny 20 mey izao dia hanamafy ny tsy fankatoavana ilay sori-dalana nataon’i Simao koa miangavy ny Malagasy rehetra izy hitondra am-bavaka izany.
Hamaky ny tohinyAzo lazaina fa dia delegasiona mafonja no tarihin’i Andry Rajoelina any Istanbul renivohitr’i Torkia, ao anatin’ilay fihaonambe faha-4 karakarain’ny Firenena Mikambana, hijerena manokana ireo firenena tratra aoriana amin’ny resaka fampandroana.
Hamaky ny tohinyMialoha ny 20 mey 2011, raha ny ako sy feo avy amin’ny Ankolafy 3, dia ny ankolafy Ratsiraka, Zafy ary Ravalomanana dia betsaka ireo hetsika hatao.
Hamaky ny tohinyAny Istanbul renivohitr’i Torkia hatry ny omaly alahady 08 mey i Andry Rajoelina, rehefa nijanona nandamin-draharaha tao Parisy Frantsa ny sabotsy.
Hamaky ny tohiny