- Alarobia 11 Mey 2011
Politique.Istanbul Torkia Nihaona i Andry Rajoelina sy Abdullah Gül
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Tsy mipetra-potsiny fa dia miezaka mafy amin’ny fitetezam-paritra tahaka ny fikambanana sy antoko politika hafa ihany koa ny TGV.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Nanamafy ny mpitandrina Lala Rasendrahasina, filohan’ny Fjkm sady filoha am-perinasa mitarika ny Ffkm, fa efa tena maro be ireo olona na vondron’olona na fikambanana tsy miankina niantso ny Ffkm mba hiditra an-tsehatra amin’ny famahana ny krizy sy ny fanelanelanana satria hita fa mikatso ny raharaha ary miha sahirana hatrany ny firenena.
Hamaky ny tohinyNanamarika ny 9 mey andron’i Eoropa ny teto amintsika. Toy ny isan-taona dia eny Ivandry no nanamarihana izany.
Hamaky ny tohinyTena to fo amin’ny Filoha Marc Ravalomanana no azo hilazana ny mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita, Voninahitsy Jean Eugène.
Hamaky ny tohiny