Politique

Printsy Elakovelo Miantso ny SADC ho avy eto


  • Talata 10 Mey 2011


 Ny fivoahana amin’ny krizy no olana eto amintsika na tiana na tsy tiana, hoy ny Printsy Hector Elakovelo avy amin’ny ankolafy Ratsiraka. Be ny dinika fanelanelanana natao na teto amin’ny firenena na hatrany ivelany tany, hoy izy. Tsy misy dikany ireny satria sakana ny fanaovan-dRajoelina antsirambina ny fanapahan-kevitry ny ankolafy 4 sy ireo hery politika matanjaka dia lasa mikatso tsy mahazo fankatoavana iraisam-pirenena isika. Dia noho izany izao, hoy ity mpanao politika ity, no hisian’ny hetsika rodobe iarahan’ny rehetra tsy anavahana n’iza n’iza hatao mandra-pahatongan’ny 20 mey handraisan’ny SADC fanapahan-kevitra. Takian’ity Printsy ity hatao eto Madagasikara koa ny fihaonan’ny SADC mba ahitan-dry zareo ny tena mahazo ny Malagasy.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT