Politique

Istanbul Torkia Nihaona i Andry Rajoelina sy Abdullah Gül


  • Alarobia 11 Mey 2011


 Nisy omaly ny fihaonana manokana teo amin’ny filohan’ny Fahefana avon’ny tetezamita, Andry Rajoelina sy ny filoha Tiorka, Abdullah Gül, izay nanasa azy ho any Torkia hiatrika ny fivoriambe fahefatra karakarain’ny Firenena Mikambana, ho an’ireo tany mahantra indrindra eran-tany. Tao amin’ny «Lütfi Kirdar Convention and Exhibition Center» trano andraisana io fivoriana iraisam-pirenena io no nisian’ny fihaonana. Raha nitanisa ny dingana nataon’ny fitondrana tarihiny hivoahana amin’ny krizy, ka hikarakarana fifidianana i Andry Rajoelina dia nilaza i Abdullah Gül fa vonona hanohana an’i Madagasikara i Tiorka, araka ny fampitam-baovaon’ny Seraseran’ny FAT. 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanĂ na
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT