Politique

Manakara Tsy nety notsenaina i Châtaigner


  • Zoma 13 Mey 2011


 Nihazo an’i Manakara ny ambasadaoron’i Frantsa, miasa sy monina eto Madagasikara, Jean-Marc Châtaigner ny alarobia 11 mey teo, taorian’ny diany tao Farafangana. Hanotrona ny hetsiky ny Alliance Française no anisan’ny nahatongavany tany. Nanetsika ireo tale sy lehiben’ny sampandraharaham-panjakana tao an-toerana ny Faritra, hitsena ity vazaha ity tany amin’ny toerana atao hoe : Analabe, fito kilaometatra tsy hidirana an’i Manakara. Nanaitra an’ilay diplaomaty frantsay ilay fanomanana fandraisana. Nasainy niverina anefa ireo tonga hitsena azy. Nambarany fa miandry ny fanapahan-kevitry ny SADC hivory ato ho ato ny Frantsay, fa tsy mbola mankato izao fitondrana izao. Betsaka no nangasihasy !

 

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanĂ na
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT