Politique

TIM Raharinaivo tany Antsohihy Nananganan’ny mpikambana sorabaventy fanoherana


  • Alarobia 13 Jolay 2011


 Tati-baovao mikasika ny fitsidiham-paritra nataon’ny TIM Raharinaivo tany Antsohihy no votoatin’ny hafatra an-kabary nentin’ny mpitari-tolona Dominique omaly talata 12 jolay tetsy amin’ny kianjan’i Magro Behoririka. Nambarany fa tamin’ny faran’ny herinandro teo, tany Antsohihy, tonga ry Vyvato Rakotovao namory ny mpomba azy ireo. Ny fanentanana anefa dia ny fiverenan’i Dada ka vao nivoana tamin’izany ny resaka dia nampiseho sorabaventy ny olona fa ny TIM dia Ravalomanana ihany. Miandry an’Antananarivo hanapoaka sarom-bilany i Antsohihy ary tsy mankasitraka ny mpamadika, hoy ny feo heno tany.

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

  • PM Mamitiana Rajaonarison
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Vahaolana ara-tsosialy maro no

  • FANAVAOZANA NY REPOBLIKA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Politika mampandroso no

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

Hijery ny tohiny
FTT