Politique

Fanoherana ny politikan’ny Frantsay Hitondra sorabaventy ny Rodobe


  • Alarobia 13 Jolay 2011

Tsy ny Frantsay no olana fa ny politikany, hoy ny feo nanakoako tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly talata.

 Anisan’ny nanambara izany Atoa Ralaiseheno Guy Maxime izay nohatevenin-dRtoa Charline fa : “Ianareo Frantsay milaza fa tsy mahafantatra ny FAT nefa dia manampy azy ara-pitaovana sy ara-bola”. Tsy mbola afaka ao an-tsain’ny maro izany nataon’ny Frantsay izany ka nahaloa-bolana an’i Dadah KMFB hoe : “nampitondra fahoriana ny vahoaka malagasy ny zavatra nataon’ny Frantsay”. “Andro lehibe ny alakamisy 14 jolay satria fetin’ny Frantsay nefa ny Frantsay no mampitondra ny mangidy ny Malagasy”, hoy i Ignace. “Tsy antsika irery ny kianja amin’ny alakamisy fa ho an’izay rehetra tsy mankasitraka ny politikan’ny Frantsay”, hoy i Andriampilamanana Rostand avy any Ihorombe. «Hetsika fanoherana izany io Alakamisy io”, hoy i Manoela Ralaimampisainarinony nanampy izay. “Aseho amin’ny sorabaventy ny tsy fankasitrahana ny ataon’ny Frantsay ”, hoy ny Depiote Mamitiana Ravelonanosy.

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

  • PM Mamitiana Rajaonarison
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Vahaolana ara-tsosialy maro no

  • FANAVAOZANA NY REPOBLIKA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Politika mampandroso no

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

Hijery ny tohiny
FTT