Politique

Tolagnaro Tantely afa-drakotra ny tanim-panjakana


  • Talata 19 Jolay 2011

Mihazakazaka ny fanorenan-trano amin’ny tanim-panjakana ao Tolagnaro tato ho ato.

 Voakasik’izany ny tany ao amin’ny sampandraharaham-paritry ny fananantany Anôsy ao Esokaky sy ny tanin’ny ministeran’ny fampianarana ao Lanirano ary ny an-dry zareo ao amin’ny serasera ao Ambovomaiky, foiben-toeran’ny televiziona Anôsy. Amin’ny ankapobeny dia saika mpandraharaha teo aloha efa misotro ronono sy mbola am-perinasa no miorim-ponenana ao. Misy aza baorina mamaritra ny tanim-panjakana dia tafiditra ao anatin’ny tranon’olona iray. Ahoana tokoa ny mety hamahana ny olana raha misy ilan’ny fanjakana ny tany ary tsy eo amin’ny fitondrana intsony ireo olona naka ankamehana azy ?

 

Natiora Oth

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

  • PM Mamitiana Rajaonarison
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Vahaolana ara-tsosialy maro no

  • FANAVAOZANA NY REPOBLIKA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Politika mampandroso no

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

Hijery ny tohiny
FTT