Politique

Tabera Randriamanantsoa ”Aza manonofy fifidianana izany !”


  • Alatsinainy 18 Jolay 2011

Nanakoako tetsy amin’ny Magro Behoririka tamin’ny sabotsy 16 jolay teo ny teny nataon’i Tabera Randriamanantsoa nanao hoe : “Aza manonofy fifidianana izany fa efa zavatra hafa no ketrehan’ny FAT”.

 Na izany aza dia nanamarika i François Régis (Moramanga) fa “tsara tokoa ny fifidianana kanefa fifidianana karakarain’ny Firenena Mikambana no tena izy, ary mialoha izay dia mivoaka ny gadra politika, mody ireo sesintany indrindra fa ny filoha Marc Ravalomanana”. “Mihodina tokoa ny tantara”, hoy i Jeanson izay nohatevenin-dRaveloson Constant avy hatrany hoe : “Mihodina ny tantara. Ka na inona na inona fahaizan’ny FAT mamadi-dresaka na eto an-toerana io na amin’ny iraisam-pirenena, dia rehefa tetezamita tena izy isika no hitarika ny vahoaka hameno taratasy sy hanefa ny andidiny ary tsy manana zo ny sefo Fokontany hanery antsika hameno lisitra, vao homeny taratasy”.

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

  • PM Mamitiana Rajaonarison
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Vahaolana ara-tsosialy maro no

  • FANAVAOZANA NY REPOBLIKA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Politika mampandroso no

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

Hijery ny tohiny
FTT