• Alarobia 27 Jolay 2011
Politique.Sori-dalana hosoniavina Mihetsiketsika ny «sous-officier» sasany

Nanomboka tamin’ny faramparan’ny herinandro teo, mainka nihamafy izany ny alahady rehefa nivahiny tamin’ny fahitalavitra nasionaly ny tompon’andraikitra iray ao amin’ny FAT ary nanambara fa hisy ny fanasoniavana sori-dalana ato ho ato, no nihetsiketsika ny «sous-officier» sasantsasany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Jolay 2011
Politique.Fiverenan’i Dada Miomana fatratra Antsirabe

Vonona ary miandry tanteraka ny fotoana hitsenany an’i Dada ny ao Antsirabe amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Jolay 2011
Politique.“Visa” ho any Etazonia Manararaotra ny fahanginan’ny masoivoho amerikana ?

Nahazo sa tsy nahazo “visa” ho any Etazonia i Andry Rajoelina ? Hatreto aloha dia tsy voamarina ny vaovao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Jolay 2011
Politique.Filohan’ny FAT Amin’ny 30 jolay vao hiverina

Ny 30 jolay izao no fantatra fa andro hahatongavan’ny filohan’ny FAT eto an-tanindrazana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Jolay 2011
Politique.Cst Raholdina Tsy misy krizy politika izany intsony eto

« Mahavaha olana ny fanaovana fifidianana ifotony miainga amin’ny kaominaly », hoy ny mpikambana ao amin’ny Filankevitra Ambonin’ny tetezamita Naivonantsoina Raholdina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Jolay 2011
Politique.Fifidianana Fitaka bevava

Manomana sangodim-panina politika amin’ny alalan’ny fifidianana indray ny FAT.

Hamaky ny tohiny
FTT