Politique

Antoko MFM Mihetsika ny any amin’ny faritra


  • Talata 09 Aogositra 2011

Ankoatra ny tolona eny an-kianja, toy ny eny amin’ny Magro dia manao karazana dinik’asa eny anivon’ny faritra ny antoko MFM izay eo anivon’ny ankolafy Ravalomanana.

 . Ho an’Analamanga, ohatra, dia nitozo hatrany amin’ny asa fanorenana sy fifampihainoana amin’ny olom-pirenena ny antoko MFM. Ny fiatrehana ny fampodiana ny filoha Marc  Ravalomanana sy fiatrehana ny fifidianana bontolo tetehin’ny FAT hatao no nifantohana teny Andoharanofotsy. Ny MFM Faritra atsinanan’Atsimondrano no nikarakara ity fihaonana ity izay teo ambany fiahian’ny Faritra MFM Analamanga ary notronin’ny solontena avy amin’ny Foibe MFM. Ho an’ny MFM Antananarivo Renivohitra kosa dia anisan’ny nifampidinihana ny momba ny fitantanana ny fikambanana eto an-drenivohitra ka nivoitra tamin’izany ny amin’ny fombafomba fandraisana ny mpikambana vaovao.

 

Nangonin’i Soa

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

  • PM Mamitiana Rajaonarison
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Vahaolana ara-tsosialy maro no

  • FANAVAOZANA NY REPOBLIKA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Politika mampandroso no

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

Hijery ny tohiny
FTT