• Alarobia 17 Aogositra 2011
Politique.Elia Ravelomanantsoa Ireo tetikasa goavana no mbola mampandeha ny toekarem-pirenena

Miaina ao anatin’ny fahasahiranana lalina ny ankamaroan’ny vahoaka Malagasy noho ny krizy lavareny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Aogositra 2011
Politique.Sendika F3M Manameloka ny fandrahonana mpiasam-panjakana

Niala tamin’ny fahanginany ny F3M (hetsika sendikalin’ny mpiasam-panjakana) noho ny fahatsapany fa tadiavina ho potehina ny tolon’ny mpiasan’ny fadintseranana amin’ny alalan’ny fandrahonana amin’ny fomba maro samihafa ireo mpitarika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Aogositra 2011
Politique.GTT Iraisam-pirenena Ampy izay ny resabe !

Amin’ity anio ity no hanombohan’ny fihaonamben’ny SADC any Luanda renivohitr’i Angola. Anisan’ny hodinihan’ity vondrona mitarika ny fanelanelanana amin’ny famahana ny krizy eto amintsika ity ny raharaha Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Aogositra 2011
Politique.Monima Fampihavanana mialoha ny zava-drehetra

Ny fampihavanam-pirenena no tokony ho laharam-pahamehana raha te hamoaka an’i Madagasikara amin’izao krizy izao isika, hoy i Masimana Manantsoa, minisitry ny atitany teo aloha ary mpikambana eo anivon’ny antoko Monima.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Aogositra 2011
Politique.Rajoelina sy Raharinaivo Nisy nikasa hamono ?

Basy enina, bala 845 ary fanamiana miaramila. Ny filohan’ny FAT sy ny filohan’ny Kongresin’ny tetezamita no nokasaina hotifirina tamin’ireo fitaovam-piadiana ireo raha araka ny fanazavan’ny lehiben’ny DST, ny kaomisera Nakany Charly omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT