• Zoma 19 Aogositra 2011
Politique.Mariky ny fahalemena Taratasim-bolam-panjakana amina miliara voasoloky

Tsy olona lavitra no mahavita misoloky amina miliara tahaka ity tany Toamasina ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Aogositra 2011
Politique.Voalaza ho nikasa hamono an’i Andry Rajoelina «Izahay aza TGV ko !», hoy ny havan’ilay voasambotra

Manahy amin’ny fisiana tanjona hafa amin’ity raharaha ity ny fianakavian’ilay lehilahy nosamborin’ny DST tao amina hotely iray ao Moramanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Aogositra 2011
Politique.Tabera Randriamanantsoa ”Hihaona amin’nyi Dr Simao ny ankolafy Zafy anio”

Na dia maromaro ihany aza ny lahateny nilaza ny tsy mahamety ny fihaonanan’ny Ankolafy 3 amin’ny Dr Leonardo Simao tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly, dia nilaza kosa i Tabera Randriamanantsoa fa hoe : “Aza gaga ianareo raha ho avy any amin’i Simao izahay ankolafy Zafy rahampitso (anio).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Aogositra 2011
Politique.Marc Ravalomanana Namaly bontana an’ny Dr Simao

Miandry izay ho fehin-kevitra havoakan’ireo filoham-pirenena eo anivon’ny SADC mivory any Luanda ny rehetra amin’ity anio ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Aogositra 2011
Politique.Vontovorona Norarafan’ny Emmo-Reg grenady indray ny mpianatra

Izay rehetra mihetsika mba mitaky ny zony amin’izao fitondran’ny FAT izao dia tratry ny grenady avokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Aogositra 2011
Politique.Ralitera Andrianandraina Nihaona tamin’ny Pr Zafy Albert

Tonga nihaona manokana tamin’ny filoham-pirenena teo aloha, Pr Zafy Albert teny amin’ny «Villa La Franchise» Ivandry i Ralitera Andrianandraina, omaly tolakandro.

Hamaky ny tohiny
FTT