Politique

Monima Fampihavanana mialoha ny zava-drehetra


  • Alarobia 17 Aogositra 2011

Ny fampihavanam-pirenena no tokony ho laharam-pahamehana raha te hamoaka an’i Madagasikara amin’izao krizy izao isika, hoy i Masimana Manantsoa, minisitry ny atitany teo aloha ary mpikambana eo anivon’ny antoko Monima.

 “Zavatra betsaka no fonosin’izany fampihavanana izany ary izahay efa manana foto-kevitra mazava. Io fampihavanana io no hamaritra ny zavatra rehetra, toy ny hoe rahoviana ny fifidianana ?”, hoy ihany ingahy Masimana. “Olona hanompo an-dRajoelina fotsiny ireo dia avy eo hoe consensuel”, hoy ihany izy nanohy ny teniny. Tsy krizin’ny SADC na ny Afrikana na koa ny Vondroan Eorôpeana ny eto fa krizin’ny Malagasy ka mila ny Malagasy mandray andraikitra, hoy izy.

Nangonin’i Soa

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT