- Alatsinainy 22 Aogositra 2011
Politique.Ho 4Mi mianakavy eto !
Mitamberina amin’ny zava-nitranga telo taona lasa ny saina aman’eritreritra ry Jean mahita ity Afrobasket Men tanterahina eto amintsika ity.
Hamaky ny tohinyMitamberina amin’ny zava-nitranga telo taona lasa ny saina aman’eritreritra ry Jean mahita ity Afrobasket Men tanterahina eto amintsika ity.
Hamaky ny tohinyNanapa-kevitra ny tsy hihaona tamin’ny Dr Leonardo Simao, araka ny fanasan’ity farany, ny ankolafy Ravalomanana.
Hamaky ny tohinymalagasy indrindra ny teto an-drenivohitra ilay siotsioka nahazo ny PM Camille Vital tamin’ny fotoam-panokafana ny Afrobasket Men ny tolakandron’ny alarobia teo, tao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Vao nanomboka nidiran’ny vahiny ny fikaroham-bahaolana hamahana ny krizy eto amin’ny firenena no efa nanohitra izany ny antoko Otrikafo.
Hamaky ny tohinyNifarana omaly tao Luanda renivohitr’i Angola rehefa naharitra roa andro, ny 17 sy 18 aogositra, ny fihaonambe faha-31 nataon’ireo filoham-pirenena eo anivon’ny SADC.
Hamaky ny tohiny