- Zoma 26 Aogositra 2011
Politique.Ramandehamanana Richard “Mila mpitondra teny isika hamahana ny krizy”
"Tsy ilaina intsony ary hita fa tsy nahomby ny fifampiresahana mivantana tamin’ireo mpanelanelana vahiny amin’ny famahana ny olana eto Madagasikara”, hoy ny lehiben’ny Faritra Alaotra Mangoro, Ramandehamanana Richard.
Hamaky ny tohiny
