- Alatsinainy 29 Aogositra 2011
Politique.Magro ”Tapi-dalan-kaleha ny FAT”
Efa vita ny momba ny fitondran’i Andry Rajoelina, hoy ny pastera Edouard sy Guy Maxime Ralaiseheno.
Hamaky ny tohinyEfa vita ny momba ny fitondran’i Andry Rajoelina, hoy ny pastera Edouard sy Guy Maxime Ralaiseheno.
Hamaky ny tohinyMangina tsy miteny efa am-bolana maro ireo mpanao politika azo ambara fa manana ny maha izy azy tamin’ny fandrodanana ny fitondrana teo aloha sy ny fananganana izao fitondrana tetezamita izao.
Hamaky ny tohinyNiverina ary nivondrona indray ireo mpampianatra Legalista ao Antsirabe. Tsy fikambanana vaovao akory izy ity fa efa nisy ihany saingy noho ny tahotra ireo lehibeny dia samy namitsaka aloha.
Hamaky ny tohinyNiditra an-tariby avy atsy Afrika Atsimo, nitafa nivantana tamin’ny vahoakan’i Toamasina sy ny mpiara-mitolona eo anivon’ny Rodoben’i Toamasina, Atoa Marc Ravalomanana ny sabotsy teo.
Hamaky ny tohinyNandritra ny hetsika ny sabotsy 27 aogositra 2011 teo dia nitafa nivantana tamin’ny vahoakan’Antsirabe ny filoha Marc Ravalomanana.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny