Politique

Rodobe Toamasina Hetsika lehibe ao amin’ny Magro Tanambao V


  • Zoma 26 Aogositra 2011


 Araka ny fantatra dia hisy mpitarika avy eto Antananarivo hanao rodobe ao Toamasina amin’io. Nambaran’ny Me Rasamimaka Mahefalahy, avy amin’ny ankolafy Ravalomanana fa “hisy vaovao lehibe hampitain’ny Pr Zafy Albert mikasika ny raharaha politika sy ny resaka andramena mandritra izany. Hisy koa ny hafatra hataon’ny filoha Ravalomanana ho an’ny vahoaka Malagasy sy ny vahoakan’i Toamasina, mandritra izany”. Zava-dehibe io satria “mila maharaka ny zava-misy marina eto amin’ny firenena isika”, hoy i Kotomanantsoa Rémi. Mihazakazaka rahateo ny raharaha ankehitriny, hoy Rasamimaka satria na ireo nikiribiby nanakana ny fiverenan’ny filoha Marc Ravalomanana an-tanindrazana aza izao no mahatsapa fa tsy hivaha ny krizy raha tsy tonga eto ny filoha Ravalomanana sy ny filoha Ratsiraka ka manohana ny hiverenan’izy ireo.

 

Rakoutou

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT