- Alakamisy 25 Aogositra 2011
Politique.Alain Ramaroson Tokony hesorina koa ny Lehiben’ny Faritr’i Vakinankaratra
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Ny asa soa tanterahin’ny departemanta sosialy ao aminy no azon’ny antoko politika atao, hoy Rtoa Rasamoelina Brigitte filohan’ny antoko Ampela Manao Politika, fa tsy ny mifaninana amin’ny fanjakana sy ny Ong ary ny fikambanana fehezin’ny lalàna 60-133 ka manana loharanom-bola mazava hananganana ireny foto-drafitrasa eto amin’ny firenena ireny.
Hamaky ny tohinyLefitry ny Ben’ny tanàna tamin’ny andron’Atoa Ratsiraka Roland Iarovana nitantana an’i Toamasina Atoa Narson Rafidimanana.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Misy krizy teraka, hoy i Ralison Roger mpahay toe-karena sady mpanao politika, avy amin’ny ady miseho any Lybia satria firenena mpamokatra solika lehibe sady mpamatsy ny vokatra any amin’ny firenena maro izy.
Hamaky ny tohiny