Politique

GTT International Genčve Toamasina Tsy azo ekena ny praiminisitra mitanila


  • Zoma 07 Oktobra 2011


 Manoloana ny toe-draharaham-pirenena mifamahofaho ankehitriny dia namoaka ny heviny ireo tanora mivondrona ao anatin’ny GTT International Genève sampana Toamasina, nilazany fa “tsy azo ekena ny hanendren’i Andry Rajoelina Praiminisitra saribakoly. Krizy anaty krizy no hitranga eto Madagasikara raha mbola Praiminisitra tsy mahafeno fepetra faritanin’ny sori-dalana no hapetraka eo”. “Raha tsy mivaha ny krizy tsy ho afa-bela amin’ny fahantrana ny vahoaka Malagasy ary ny fiverenan’ny Filoha Ravalomanana eto Madagasikara no vahaolana maharitra hivoahana amin’ny krizy”, hoy hatrany izy ireo. Ankoatra ny ao amin’ny Rodobe Toamasina, dia efa miditra betsaka amin’ny fanentanana isam-pokontany koa ireto tanora amin’ny GTT Genève Toamasina ireto.
Rakoutou

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT