- Alarobia 12 Oktobra 2011
Politique.Ambohitsorohitra Totoafo ny fivorian’ireo Jeneraly
Mikoropaka be mihitsy amin’izao fotoana izao ny FAT, indrindra ireo miaramila jeneraly izay mitana ny fibaikona eo anivon’ny foloalindahy.
Hamaky ny tohinyMikoropaka be mihitsy amin’izao fotoana izao ny FAT, indrindra ireo miaramila jeneraly izay mitana ny fibaikona eo anivon’ny foloalindahy.
Hamaky ny tohinyFotoan-dehibe anio ho an’ny Ankolafy telo sy ireo mpiara-dia aminy. Raha ny fantatra dia hifamotoana eny Ivato izy ireo hitsena ireo delegasiona avy amin’ny Troika-SADC amin’ity anio ity.
Hamaky ny tohinyNigadona eto Madagasikara hatry ny omaly ny delegasiona mafonja avy amin’ny vaomieran’ny filaminana eo anivon’ny SADC, tarihin’ny Jeneraly Nyembe Jeremiah Mduduzi, teratany afrikana tatsimo.
Hamaky ny tohiny“Ny fanasoniavana iny sori-dalana iny dia hamaritra ny tetiandro rehetra hiverenan’i Madagasikara amin’ny ara-dalàna”, hoy i Manadafy Rakotonirina ao anatin’ny gazety fampitam-baovaon’ny International Liberal.
Hamaky ny tohinyNofy ratsy ho an’ny FAT mihitsy Atoa Marc Ravalomanana araka ny fandinihan’ny mpanara-baovao politika azy.
Hamaky ny tohinyNitondra ny fijeriny momba ny raharaham-pirenena ry zareo eo anivon’ny Nouvelle Alliance pour un Changement Démocratique (NACD).
Hamaky ny tohiny