- Talata 11 Oktobra 2011
Politique.Sendikan’ireo teknisianina ambony Miketriketrika ny toerana horaisiny koa
Raha mbola sahirana amin’ny fifampifilafilana sy fivezivezena etsy sy eroa ny tontolo politika momba ny fampiharana ny tondrozotra dia namoaka fanambarana milaza ny tsy fandehanan’ny raharaham-pirenena ny fiombonamben’ny sendikan’ny teknisianina sy mpiasam-panjakana ambony izay ahitana sendika 17.
Hamaky ny tohiny
