- Zoma 14 Oktobra 2011
Politique.Krizy miverimberina Tarazon’ny «OUI M'SE, OUI M'SE»
Mitarika adihevitra vaovao ny fampiharana ilay sori-dalana nosoniavina tamin'ny 17 septambra lasa teo.
Hamaky ny tohinyMitarika adihevitra vaovao ny fampiharana ilay sori-dalana nosoniavina tamin'ny 17 septambra lasa teo.
Hamaky ny tohinyManoloana ny fihitsoky ny famahana ny krizy eto amintsika dia manao antso avo ho an’ireo tsara sitrapo i Fetison Rakoto Andrianirina mba hirosoana haingana amin’ny fampiharana ilay sori-dalana nosoniavina.
Hamaky ny tohinyAny amin’ny SADC no fanapahan-kevitra farany mikasika izay mety ho fanatanterahana ny sori-dalana, hoy i Rolland Ravatomanga.
Hamaky ny tohiny«Tsy azo ihodivirana ny fampihaonana an-tampony eto Antananarivo ireo Filoham-pirenena teo aloha, dia Ratsiraka Didier, Zafy Albert, Ravalomanana Marc sy Rajoelina Andry izay misalotra ny fiadidiana ambony indrindra amin’ny HAT», hoy ny Vondron’olom-pirenena ho an’ny fampiombonana.
Hamaky ny tohinyNivoaka ivelan’ny Magro ny zakan’i Dada omaly, ary dia nifamotoana teny Imaibahoaka Ivato.
Hamaky ny tohinyRaha tokony ho teny Ivato no nifamotoanan’ireo Ankolafy 3 sy ireo mpiara-dia aminy omaly dia niova tamin’ny ora farany izany ka tao amin’ny kianjan’ny Magro Behoririka toy ny isan’nadro izy ireo no nifampizara vaovao.
Hamaky ny tohiny