Politique

Zanak’i Dada Nifamotoana teny Imaibahoaka Ivato


  • Zoma 14 Oktobra 2011

Nivoaka ivelan’ny Magro ny zakan’i Dada omaly, ary dia nifamotoana teny Imaibahoaka Ivato.

 Nanemitra ireo lalana mihazo ny Le Paon d’Or nanatanterahan’ny iraky ny Troika ny fampihaonana ireo vondrona politika samihafa, tamin’ny fandrafetana ny tondrozotra izy ireo. Nifanandrify indrindra tamin’ny fahatongavan’ny minisitra afrikanina tatsimo Marius Fransman, iraky ny Troika eto ity hetsika ity, nanehoan’ny Zanak’i Dada tamin’ny sorabaventy sy ny fanamiana nentin’izy ireo ny fitakiana ny hampiharana ny tondrozotra izay mamaritra sy miantoka ny fiverenan’ireo sesitany politika rehetra, anisan’izany ny filoha Marc Ravalomanana. Nizotra tam-pilaminana ny hetsika, vao maraina rahateo dia efa nitoby teny an-toerana ny mpitandro ny filaminana avy amin’ny Emmo-Reg.

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT